Teny iditra | araotra (raotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina miraotra, miraoka ahitra, na manongotra, manorotra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce avec quoi on broute, on arrache, on peigne [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | araotra, aroatra, raoatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |