Teny iditra arapaka (rapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak' ilay alika ilay vaingan-kena be
¶ Raisina tsy an-kanavaka: Anisan' ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be laid down, as the planks forming a floor. (prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
arapaka
arapako
arapakao
arapany
arapatsika
arapakay
arapakareo
arapak'
arapa-
narapaka
narapako
narapakao
narapany
narapatsika
narapakay
narapakareo
narapak'
narapa-
harapaka
harapako
harapakao
harapany
harapatsika
harapakay
harapakareo
harapak'
harapa-
arapaho
Teny nalaina 

2010/05/14