Teny iditra araraka (raraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alatsaka, akorotsaka, aely, ariana: Nararany teo antokonana ny rano tao an-tsinibe / Aza araraka an-tany ny anatra omen' i Dada sy Neny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be spilled, to be scattered [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on éparpille, qu'on répand, qu'on verse [Hallanger 1974]
Endriteny 
araraka
ararako
ararakao
ararany
araratsika
ararakay
ararakareo
ararak'
arara-
nararaka
nararako
nararakao
nararany
nararatsika
nararakay
nararakareo
nararak'
narara-
hararaka
hararako
hararakao
hararany
hararatsika
hararakay
hararakareo
hararak'
harara-
araraho
Teny nalaina 

2010/05/04