Teny iditra arebaka (rebaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay mahatonga ho rebaka, ho reraka
Enti-milaza ny akanjo entina mirebaka, na mihaingo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arebaka, arebako, arebakao, arebany, arebatsika, arebakay, arebakareo, arebak', areba-
Ny lasa : narebaka, narebako, narebakao, narebany, narebatsika, narebakay, narebakareo, narebak', nareba-
Ny hoavy : harebaka, harebako, harebakao, harebany, harebatsika, harebakay, harebakareo, harebak', hareba-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31