Teny iditra areboka (reboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza izay zavatra hanina an-kisesy, abosibosika; atao be am-bosika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
areboka
areboko
arebokao
arebony
arebotsika
arebokay
arebokareo
arebok'
arebo-
nareboka
nareboko
narebokao
narebony
narebotsika
narebokay
narebokareo
narebok'
narebo-
hareboka
hareboko
harebokao
harebony
harebotsika
harebokay
harebokareo
harebok'
harebo-
arebohy

2010/05/14