Teny iditra arefy (refy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina mandrefy, ampiasaina mba handrefesana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
arefy
arefiko
arefinao
arefiny
arefintsika
arefinay
arefinareo
arefin'
arefin-
arefim-
narefy
narefiko
narefinao
narefiny
narefintsika
narefinay
narefinareo
narefin'
narefin-
narefim-
harefy
harefiko
harefinao
harefiny
harefintsika
harefinay
harefinareo
harefin'
harefin-
harefim-
arefeso

2010/05/14