Teny iditra arehitra (rehitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be set on fire; to be lighted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer [1.3]
 Qu'on allume [1.8]
Ohatra ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arehitra, arehitro, arehitrao, arehiny, arehitsika, arehitray, arehitrareo, arehitr', arehi-, arehitry
Ny lasa : narehitra, narehitro, narehitrao, narehiny, narehitsika, narehitray, narehitrareo, narehitr', narehi-, narehitry
Ny hoavy : harehitra, harehitro, harehitrao, harehiny, harehitsika, harehitray, harehitrareo, harehitr', harehi-, harehitry
Filaza mandidy : areheto

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20