Teny iditra arehoka (rehoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
arehoka
arehoko
arehokao
arehony
arehotsika
arehokay
arehokareo
arehok'
areho-
narehoka
narehoko
narehokao
narehony
narehotsika
narehokay
narehokareo
narehok'
nareho-
harehoka
harehoko
harehokao
harehony
harehotsika
harehokay
harehokareo
harehok'
hareho-
arehofy

2010/05/14