Teny iditra arendrika (rendrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny
¶ Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy
¶ Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity
¶ Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy melted, to be sunk or wrecked [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer [Hallanger 1974]
Endriteny 
arendrika
arendriko
arendrikao
arendriny
arendritsika
arendrikay
arendrikareo
arendrik'
arendri-
narendrika
narendriko
narendrikao
narendriny
narendritsika
narendrikay
narendrikareo
narendrik'
narendri-
harendrika
harendriko
harendrikao
harendriny
harendritsika
harendrikay
harendrikareo
harendrik'
harendri-
arendreho
Teny nalaina 

2010/05/04