Teny iditra arenina (arina)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ajoro: Areno tsara io andry io fa [...]
¶ Atao mitovy tantana, marintampona: [...]
¶ Asaina mipetraka mitombina tsara: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be levelled; to be set upright [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb [Hallanger 1974]
Ny bikany  
arenina
areniko
areninao
areniny
arenintsika
areninay
areninareo
arenin'
arenin-
arenim-
areni-
narenina
nareniko
nareninao
nareniny
narenintsika
nareninay
nareninareo
narenin'
narenin-
narenim-
nareni-
harenina
hareniko
hareninao
hareniny
harenintsika
hareninay
hareninareo
harenin'
harenin-
harenim-
hareni-
areno
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14