Teny iditra areno (arina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao arenina [fitanisana]
Ohatra 
1Areno tsara io andry io fa mitongilana [Rajemisa 1985]
2Areno ny marary fa hisakafo [Rajemisa 1985]

2012/10/26