Teny iditra |
-areo
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana,
entina misolo ny olona iresahana raha maro:
Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo,
ny vohitrareo? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Your, yours; by you. It is plural.Rainareo [ray]: your father.Efanareo [efa]: finished by you. When added to trisyllabic roots ending in
-ka or -tra, the n is elided.
Satrokareo [satroka]: your hat.
Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2]
|
| Your; done by you (plural) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | De vous, par vous.
Se place comme régime indirect après les mots terminés par
ka, tra, na.
Katsakareo: votre maïs.
Fantatrareo: connu de vous.
Razanareo: vos ancêtres. [1.3]
|
| De vous, par vous. [1.5]
|
| à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8]
|
Mpanahaka |
-nareo |
|
ianareo ~
anareo |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|