Teny iditra areti-mifindra (aretina, findra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy aretina mety ho azon' izay mifanerasera na mifampikasoka amin' ilay marary [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay maladie contagieuse [Rajemisa: Vakoka]
Famaritana frantsay maladie transmissible [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/12/09