Teny iditra aretina tsy mampandry fangady (aretina, andry, hady)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay maladie qui cause une grande mortalit [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka]

2009/11/07