Teny iditra ariary
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anaran' ny vola izay nataon' ny Malagasy ho venty na fototry ny volany fahizay, ka ny sandany dia 4,80 frs tany aloha ary 5,00frs taty aoriandriana. Ny ariary no novakina ka nahazoana ny vola madinika na vakim-bola rehetra: ny 1/2: loso; ny 1/3: sasanangy; ny 1/4: kirobo; ny 1/6: venty / ny 1/8: sikajy; ny 1/72: eranambatry. Matetika no hafohezina ho ary fotsiny ny teny hoe ariary raha miaraka amin' ireto teny ireto: zato, folo, sivy, valo, fito, enina, dimy, efatra, telo, roa: Ary zato, ary folo..., mitovy amin' ny hoe: ariary zato, ariary folo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a dollar; usually used of cut money. [Ar. al-rial, from Sp. Real.; Swa. reale.] See farantsa. [Richardson 1885]
   a "dollar", five francs [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   une "piastre", cinq francs [Hallanger 1974]
Voambolana  
Teny nalaina  

Teny iditra ariary
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] nom d'une espèce de cordages, haubans. [David 1952 (takila A)]
Voambolana  

Teny iditra ariary
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] velarana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   surface [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ariary
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taimoro] manodidina [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10