Teny iditra ariatra (riatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alefa handositra, avala hiriatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à faire partir, fuir [Abinal 1888]
Endriteny 
ariatra
ariatro
ariatrao
ariany
ariatsika
ariatray
ariatrareo
ariatr'
aria-
ariatry
nariatra
nariatro
nariatrao
nariany
nariatsika
nariatray
nariatrareo
nariatr'
naria-
nariatry
hariatra
hariatro
hariatrao
hariany
hariatsika
hariatray
hariatrareo
hariatr'
haria-
hariatry
ariato

2013/12/10