Teny iditra | aridana (ridana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alefa, ampandosirina haingana betsaka indray miaraka; vonoina betsaka indray miaraka [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | adraina, anadria, aradiña, aridana, iadrana, iradana, radiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |