Teny iditra arika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mémoire [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra arika (rika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler [Abinal 1888]
Endriteny 
arika
arikako
arikanao
arikany
arikantsika
arikanay
arikanareo
arikan'
narika
narikako
narikanao
narikany
narikantsika
narikanay
narikanareo
narikan'
harika
harikako
harikanao
harikany
harikantsika
harikanay
harikanareo
harikan'
arikao

Teny iditra arika
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] rate [David 1952 (takila A)]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra bakela ~ katry ~ lambiñana

2017/03/10