Teny iditra arim-bilany (arina, vilany)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   molaly [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
   ny arina mipetaka amin' ny vohon' ny vilany [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   afon' arina ~ kitay arina
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/27