Teny iditra |
arina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Sisa amin' ny hazo izay nodorana tsy avala hisy lelafo na ho zary lavenona ka tonga vongana azo arehitra mivaivay [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | charcoal, soot; [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | charbon, suie; [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
arina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Enti-milaza fitrakana, fipetraka na fijoro tsara tsy mihilana na mirona [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | uprightness, levelness [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | aplomb, nivellement [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| séant, redressement, rétablissement, recouvrement [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
arina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | appellation botanique: Bridelia tulasneana
[Rakotovao: Bois]
|
| [Betsimisaraka, Bezanozano]
( arina : veut dire "charbon de bois", la technique de séparation des charbons de bois, avec des fours en terre de fortune est très anciennement pratiquée à Madagascar). Nom donné aux arbres dont le bois est considéré comme propre à donner les meilleurs charbons, facile à distiller. Ce sont notamment :
--
Bridelia tulasneana Baill. (Phyllanthaceae)
--
Schizolaena cauliflora Thouars,
--
Schizolaena rosea Thouars et
--
Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae).
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Bridelia tulasneana, Rhodolaena bakeriana, Schizolaena cauliflora, Schizolaena rosea |
Tsipelina hafa |
Teny mitovy hevitra | ~ |
|