Teny iditra arindrano (ary, rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-damba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon' ny Betsileo amin' ny landy sy landihazo. Fitafy amin' ny andro malaza ny arindrano fahizay ka ny lehilahy lehibe na mpanankarena no manao azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a lamba with black stripes woven [in the Arindrano dictrict] [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra Arindrano (ary, rano)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana anglisy Name of a well-watered district in the Betsileo province [Richardson 1885]

2010/08/26