Teny iditra | aringana (ringana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao maty daholo, aripaka, vonoina: Olona telonjato no naringan' ny fahavalo tao anatin' ny adiny iray [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aringana io | ||||||||
Fivaditsoratra | angarina, aringana, irangana, rangaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |