Teny iditra aripaka (ripaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka rova. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin' ny taona 1919 ka izaitratra no maty
¶ Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahavalo ny olona nipetraka tamin' ireo trano ireo
¶ Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be destroyed en masse [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on couche ou extermine en masse [Hallanger 1974]
Endriteny 
aripaka
aripako
aripakao
aripany
aripatsika
aripakay
aripakareo
aripak'
aripa-
naripaka
naripako
naripakao
naripany
naripatsika
naripakay
naripakareo
naripak'
naripa-
haripaka
haripako
haripakao
haripany
haripatsika
haripakay
haripakareo
haripak'
haripa-
aripaho
Teny nalaina 

2010/05/14