Teny iditra arisarisa (risarisa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mitaredretra, lazoina, arirarira: Narisarisany teny ny raharaha, ka, farany, tsy vita mihitsy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arisarisa, arisarisako, arisarisanao, arisarisany, arisarisantsika, arisarisanay, arisarisanareo, arisarisan', arisarisan-, arisarisam-
Ny lasa : narisarisa, narisarisako, narisarisanao, narisarisany, narisarisantsika, narisarisanay, narisarisanareo, narisarisan', narisarisan-, narisarisam-
Ny hoavy : harisarisa, harisarisako, harisarisanao, harisarisany, harisarisantsika, harisarisanay, harisarisanareo, harisarisan', harisarisan-, harisarisam-
Filaza mandidy : arisarisao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20