Teny iditra arivo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   zato impolo
¶ be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.] [Richardson 1885]
   a thousand [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   mille [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Famaritana iraisam-pirenena   1 000 [3.1]
Ohatra  
1Iray mitakalo arivo izany? [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 24]
2Ohatra sasany anatin'ny arivo no tsahivina. [Rahajarizafy: Kabary, takila 114]
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
arivo
arivony
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny isa
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny arivo itý (12)
Ankiliarivo
Antananarivo
Fénérive
  Faliarivo
Fenoarivo
Kiliarivo
  Mahazoarivo
Miarinarivo
Tomboarivo
  Tsinjoarivo
Vatoarivo
Vohitrarivo
 

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/09