Teny iditra arivoarivo (arivo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy tsy hita isa, tsy tambo isaina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy innumerable [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fandikana frantsay innombrable [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra an' arivo ~ arivomiaina
Mpanahaka  alinalina ~ manetrinketrina ~ tsy hita zambazamba ~ tsy omby alinalina ~ zavon-tany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31