Teny iditra | aroa | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Famaritana malagasy | [Taisaka] ary [Rakotosaona 1975] | |
Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana anglisy | yonder, at that place, but not seen. [Richardson 1885] | |
there very far away (not in sight) [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | [Taisaka] là-bas [Deschamps 1936] | |
là-bas, bien loin, pas visible [Hallanger 1974] | ||
Mpanahaka | etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ | |
atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ | ||
Teny iditra | aroa | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] roa [Rakotosaona 1975] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Teny mitovy hevitra | roay ~ aro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |