Teny iditra aroboka (roboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty rano mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely
¶ Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be plunged into a liquid [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on plonge dans un liquide [Hallanger 1974]
Endriteny 
aroboka
aroboko
arobokao
arobony
arobotsika
arobokay
arobokareo
arobok'
arobo-
naroboka
naroboko
narobokao
narobony
narobotsika
narobokay
narobokareo
narobok'
narobo-
haroboka
haroboko
harobokao
harobony
harobotsika
harobokay
harobokareo
harobok'
harobo-
arobohy

2010/05/14