Teny iditra | arohy (rohy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Afatotra, amatorana: Intỳ ny tady harohy ny ondry ¶ Afehy, amehezana: Omeo kofehy harohy itỳ hazo hokapaina [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny arohy io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |