Teny iditra aroloha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] Fombantolona omby iray toy izao: miforitra eo an-tsefaky ny tandroka ny tena ka ny tanana roa mihazona ny hatoky ny omby ary ny tongotra roa mangeja ny vavany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31