Teny iditra aronjina (ronjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atosika maherihery ka mianjera: Naronjiny aho ka saika potroka tany an-kady raha tsy nahafikitra tamin' ny ahitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be jostled, to be pushed out of the way [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on pousse de côté [Hallanger 1974]
Endriteny 
aronjina
aronjiko
aronjinao
aronjiny
aronjintsika
aronjinay
aronjinareo
aronjin'
aronjin-
aronjim-
aronji-
naronjina
naronjiko
naronjinao
naronjiny
naronjintsika
naronjinay
naronjinareo
naronjin'
naronjin-
naronjim-
naronji-
haronjina
haronjiko
haronjinao
haronjiny
haronjintsika
haronjinay
haronjinareo
haronjin'
haronjin-
haronjim-
haronji-
aronjeno
Teny nalaina 

2010/05/14