Teny iditra arora (rora)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Avoaka miaraka amin' ny rora: Aroray haingana ilay vatomamy any am-bavanao iny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
arora
arorako
aroranao
arorany
arorantsika
aroranay
aroranareo
aroran'
aroran-
aroram-
narora
narorako
naroranao
narorany
narorantsika
naroranay
naroranareo
naroran'
naroran-
naroram-
harora
harorako
haroranao
harorany
harorantsika
haroranay
haroranareo
haroran'
haroran-
haroram-
aroray

2010/05/14