Teny iditra aro riaka (aro, riaka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau [Abinal 1888]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/04/02