Teny iditra aroritra (roritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina mandroritra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce avec quoi on tire [Abinal 1888]
Endriteny 
aroritra
aroritro
aroritrao
aroriny
aroritsika
aroritray
aroritrareo
aroritr'
arori-
aroritry
naroritra
naroritro
naroritrao
naroriny
naroritsika
naroritray
naroritrareo
naroritr'
narori-
naroritry
haroritra
haroritro
haroritrao
haroriny
haroritsika
haroritray
haroritrareo
haroritr'
harori-
haroritry
arorito

2013/12/10