Teny iditra arorona (rorona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Avala hanambady olona ambany firazanana noho izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arorona, aroroko, aroronao, arorony, arorontsika, aroronay, aroronareo, aroron', aroron-, arorom-, aroro-
Ny lasa : narorona, naroroko, naroronao, narorony, narorontsika, naroronay, naroronareo, naroron', naroron-, narorom-, naroro-
Ny hoavy : harorona, haroroko, haroronao, harorony, harorontsika, haroronay, haroronareo, haroron', haroron-, harorom-, haroro-
Filaza mandidy : arorony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05