Teny iditra | aroso (roso) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin' izao ny vary Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra Entina: Naroso tamin' ny fitsarana ny adinay Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovana fanadinana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be pushed, to be put forward [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on pousse; qu'on présente; [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aroso io | ||||||||
Fivaditsoratra | aroso, asoro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |