Teny iditra arosoy (roso)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao aroso [fitanisana]
Ohatra 
1Arosoy amin' izao ny vary [Rajemisa 1985]
2Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra [Rajemisa 1985]

2012/10/27