Teny iditra arotsika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra miaro amin'ny fitsihana na fihanaky ny ranoka sy ny etona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Joint d'étanchéité [1.13]
Tovy hevitra arohanaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31