Teny iditra arovana (aro)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Tandremana sao misy mamely na manimba: Arovan' ny miaramila andro aman' alina ny tranon' ny Filoha fa matahotra izy
¶ Sakanana, rarana: Arovany tsy avelany hivoaka ny vadiny
¶ Alofana: Arovan' ny satroka amin' ny hainandro ny loha [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be guarded, to be protected, to be preserved, to be forbidden, to be prevented. [Richardson 1885]
   to be protected [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on protège [Hallanger 1974]
Ny bikany  
arovana
arovako
arovanao
arovany
arovantsika
arovanay
arovanareo
arovan'
arovan-
arovam-
arova-
narovana
narovako
narovanao
narovany
narovantsika
narovanay
narovanareo
narovan'
narovan-
narovam-
narova-
harovana
harovako
harovanao
harovany
harovantsika
harovanay
harovanareo
harovan'
harovan-
harovam-
harova-
arovy
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/27