Teny iditra arsidiosezy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   (Fivavahana katolika) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo amin' ny renivohitry ny arsidiosezy dia antsoina hoe arseveka [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: archidiocèse.

Nohavaozina tamin' ny 2014/08/06