Teny iditra ary fomba (ary, omba)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy [Rajemisa 1985]
   [ arifomba ] misy kojakoja rehetra'ilaina [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   [ arifomba ] tout confort [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   complet, qui a tout ce qu'il faut [Rajaonarimanana 1995]

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/14