Teny iditra ary saina (ary, saina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy afaka mandinika sy mihevitra ny tokony hatao [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy of sound judgement. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra vory saina
Ohatra Vao ary saina kely foana aho dia fantatro fa mahantra izahay [Andraina: Mitaraina, takila 7]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31