Teny iditra arzantinina
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Ny tompon-tany any amin' ny tanin' i Arzantina (Amerika atsimo indrindra): Manankarena solitany sy tenon-damba ny Arzantinina
¶ Momba an' i Arzantina, an' ny Arzantina na avy any Arzantina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   Argentinean, Argentinian, Argentine [3.1]
Famaritana frantsay   argentin, argentine [3.1]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: argentin.
Fifanahafana   Arzantina

2014/01/02