Teny iditra asa anao (asa, ianao)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ianao no tompon-tsafidy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   you ought to know [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   cela vous regarde [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2009/06/26