Teny iditra asabodika (sabodika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asaritaka, akorontana mba hampifamadika sy hampifandiso izay tena izy sy ny marina: Aza asabodika ny teninao fa tsy hita intsony izay teny marina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
asabodika
asabodiko
asabodikao
asabodiny
asaboditsika
asabodikay
asabodikareo
asabodik'
asabodi-
nasabodika
nasabodiko
nasabodikao
nasabodiny
nasaboditsika
nasabodikay
nasabodikareo
nasabodik'
nasabodi-
hasabodika
hasabodiko
hasabodikao
hasabodiny
hasaboditsika
hasabodikay
hasabodikareo
hasabodik'
hasabodi-
asabodeho

2010/05/14