Teny iditra asabotsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro, manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady [Ravelojaona: Firaketana]
   Andro fahafito sady farany amin'ny herin [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Saturday [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   samedi [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   (var. sabotsy) Samedi [Rajaonarimanana 1995]
   sabato [Profita 1969]
Dikanteny alemà   Samstag. -- Das erste Spiel gibt es am S [...] [tohiny Bergenholtz 1991]
Ohatra   Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 15]
Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [Andraina: Mitaraina, takila 57]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Teny nalaina  
Fifanahafana   Fizarana andro

Teny iditra Asabotsy
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny anglisy   the place of holding Saturday's market. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Nom des marchés qui se tiennent en ce jour. [Abinal 1888]
   Le marché du samedi [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra Asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora. [Callet: Tantara, takila 75]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/19