Teny iditra asadika (sadika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao misadika na ahodidina ny valahana, dia aiditra amin' ny elakela-pe toy ny salaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
asadika
asadiko
asadikao
asadiny
asaditsika
asadikay
asadikareo
asadik'
asadi-
nasadika
nasadiko
nasadikao
nasadiny
nasaditsika
nasadikay
nasadikareo
nasadik'
nasadi-
hasadika
hasadiko
hasadikao
hasadiny
hasaditsika
hasadikay
hasadikareo
hasadik'
hasadi-
asadikao

2010/05/14