Teny iditra asafaty
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] Fetin' ny maty izay atao isan-taona, nefa koa indraindray isan-droa na telo taona, ho an' ireo rehetra maty nandritra izay fepotoana izay; izay nanaovana asafaty ihany no mahazo miditra amin' ny fasana raikitra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01