Teny iditra asafelika (safelika (felika))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Atao miolaka, atao misafelika: Aza asafelika any aoriana any ny tananao rehefa mandray zavatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à faire aller, qu’on fait aller par des circuits [Abinal 1888]
Famaritana frantsay mettre en parallèle ou en dérivation [SLP 1986]
Endriteny 
asafelika
asafeliko
asafelikao
asafeliny
asafelitsika
asafelikay
asafelikareo
asafelik'
asafeli-
asafeliky
nasafelika
nasafeliko
nasafelikao
nasafeliny
nasafelitsika
nasafelikay
nasafelikareo
nasafelik'
nasafeli-
nasafeliky
hasafelika
hasafeliko
hasafelikao
hasafeliny
hasafelitsika
hasafelikay
hasafelikareo
hasafelik'
hasafeli-
hasafeliky
asafeleho
Teny mitovy hevitra afelika

2017/07/07