Teny iditra asafy (safy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao safiny, fanampiny, famenony: Ity tsoria-damba ity asafy ny moron-tongotr' akanjonao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asafy, asafiko, asafinao, asafiny, asafintsika, asafinay, asafinareo, asafin', asafin-, asafim-
Ny lasa : nasafy, nasafiko, nasafinao, nasafiny, nasafintsika, nasafinay, nasafinareo, nasafin', nasafin-, nasafim-
Ny hoavy : hasafy, hasafiko, hasafinao, hasafiny, hasafintsika, hasafinay, hasafinareo, hasafin', hasafin-, hasafim-
Filaza mandidy : asafio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20